plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/21/22.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 22Hoy i Jesosy tamin'azy hoe: "Raha tiako hipetraky izy mandra- peviako, da midika ino aminao izany? Magnaraha Anà." \v 23Da niparitaky teo ame mpirahala izany zaka izany, fa tsy ho faty io mpianatry io. Nefa i Jesosy tsy nizaka tamin'i Petera fa tsy ho faty e mpianatry hafa, fa hoe: "Raha tiako hipetraky izy mandra-peviako , da midika ino aminao izany?"