plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/21/01.txt

1 line
539 B
Plaintext

\v 1Tafaran'io raha io i Jesosy da nibôky tamireo mpianatry indraiky teo ame ranomasign'i Tiberiasy. Akô izao gne fomba niboahany : \v 2 Simona Petera da niaraky tamin'i Tomasy izay antsovagny hoe Didymo, Natanaela avy agny Kana agny Galilia, gne zanak'i Zebedio, da gne mpianatr'i Jesosy roy hafa. \v 3Hoy i Simona Petera tamindreohoe: "Handeha hagnarato iao." Da hoy indreo tamin'azy hoe : "Iay, koa, handeha hagnaraky anao." Da lasa indreo sady niditry tao an-dakagny raiky, fa tsy nahazo ndre ino ndre ino indreo nandritry gn'aligny.