plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/20/11.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 11Fa Maria da nitsangagny nitomagny tambadik'e kobory. raha izy nitomagny igny, da niondriky tame kobory. \v 12Nahita anjely roy misikigny lamba fotsy nidoboky izy, gne raiky tame lohany, sady gne raiky tame tombokiny tame toeragny nagnisiagn'e vatan'i Jesosy. \v 13Hoy indreo tamin'azy hoe: "E raviavy , nagnino anao mitomagny?" Hoy izy tamindreo hoe : "Satria nentindreo gne Tompoko, sady tsy lalako izay nagnisiandreo an'Azy."