plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/16/29.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 29Hoy gne mpianatriny tamin'Azy hoe: "hiteo amizao fotoagny izao Anao mizaka mazava tsara sady tsy mampiasa fagnoharagny. \v 30Lalanay amizao fotoagny izao fa mahalala gne raha agnaby Anao, sady tsisy tianao hametraky fagnotaniagny aminao. Noho izany, da mino Iay fa avy amin'Andriamanitry Anao." \v 31Namaly andreo Jesosy ho: "Mino amizay zany anareo?