plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/16/19.txt

1 line
678 B
Plaintext

\v 19 hitan'i Jesosy fa te-hagnotany an'Azy indreo, da hoy Izy tamindreo hoe: "Izao me gne hagnotanianareo tegna, da gne tiako hambara ame fizakagny hoe: 'Fotoagny foiky izy ame tsy ahita Anà sanaky anareo , sady afaky fotoagny foiky indraiky nefa da hahita Anà anareo'? \v 20 zakaiko aminareo marigny da marigny tokotry, fa hitomagny anareo sady hitaraigny, fa izao tontolo izao kosa hifaly. Ho feno alahelo anareo, f'izy ho lasa hafaliagny izany halahelonareo izany. \v 21Refa magnifatry gne viavy bevoky raiky da malahelo satria avy gne fotoagny,fa refa teraky kosa e zaza, da tsy tadidiny sanaky gne halahelony nohon'e hafaliany fa nisy zaza teraky eo amizao tontolo izao.