plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/16/05.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 5Fa amizao fotoagny izao ho agny ame nagniraky Anà Iao, nefa tsy mbola nisy nagnotany Anà anareo hoe: "Handeha ho aia moa moa Anao?" \v 6Fa satria nozakaiko taminareo io raha io, da alahelo gne nameno gne fonareo. \v 7Fa zakaiko marigny aminareo, tena tsara ho anareo gne handehanako. Satria raha tsy mandeha Iao, da tsy ho avy aminareo gne Mpampahery, fa raha mandeha Iao, da handefa an'azy ho aminareo.