plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/11/38.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 38 Avy eo ndraiky Jesosy, raha mbola vonto gne fagnahigny, da nandeha ame kobory. Ary zohy zany, da misy vato magnarogny anazy. \v 39 Hoy Jesosy hoe: "Alay hiala e vato." Marta, anabavin'i Lazarosy, lay maty, nizaka tamin'i Jesosy se: "Tompo, efa maimbo e vatagnany raha amin'izao fotoagny zao." \v 40 Da Jesosy nizaka taminy se: "Tsy efa niakaiko anao be fa, Raha nino anao, da ho hitanao e voninahitr'Andriamanitry?"