plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/11/27.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 27 Hoy Izy taminy se: "Aie, Tompo, mino iao fa Anao e Kristy, Zanak'Andriamanitra, ilay ho amin'izao tontolo izao." \v 28 Raha voazakagny zany, da lasa Izy nagnentso mangingigny an'i Maria rahavaviny. Hoy Izy se: "Tonga e Mpampianatry ka mangaiky anao Izy." \v 29 Raha regnin'i Maria zany, da nitsangagny malaky Izy da nandeha aminazy.