plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/11/08.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 8 Hoy reo mpianatry taminy se: "Raby, am'izao da mikasa hitoraky vato Anao reo Jiosy, ka mbola ho agny avao se Anao?" \v 9 Da namaly Jesosy hoe: "Tsy roa ambign'e folo ora ve e fahazavagn'e andro? Raha misy ologny mandeha ame andro mazava, da tsy ho tafitohigny Izy, satria mahita efahazavan'izao tontolo izao.