plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/10/37.txt

1 line
298 B
Plaintext

\v 37 Raha tsy magnano gne asany Abako Iao, da ka mino Ana.\v 38 Fa raha magnano an'io Iao, ndre da tsy mino Ana aza anareo, da mino gn'asako mba ahafantaranareo sy ahazahoanareo fa e Ray da aminà atoa sady Iao amin'e Ray."\v 39 Mbola nikinia gne nisambotry Anazy indraiky indreo, fa nilefa Izy.