plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/10/34.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 34 Namaly andreo Jesosy hoe: "Tsy efa voasoratry agnatin'e lalàgninareo me hoe: 'Hoy Iao hoe: "Andriamanitry anareo"'? \v 35 Raha mangaiky ireny ho Andriamanitra izy, da ho an'ia izany gne niavian'e zanak'Andriamanitry ( sady gne Soratry Masina da tsy azo foagnagny),\v 36 gne nohamasinin'e Ray sy nihiraniny amin'izao tontolo izao gne aninaareo hoe: "Mizaka ratsy Anao; noho Iao nizaka hoe: "Iao gne Zanak'Andriamanitry'?