\v 29 E Raiko, gne nagnome anio Ana, da lebe noho gne hafa aby, sady tsy misy mahavita mandrobaky andreo eo am-pelatagnan'e Ray. \v 30 Iao Izy amin'i Abako da raika avao." \v 31 Avy teo nangala vato indraiky indreo Jiosy mba hitora-bato Anazy.