plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/10/25.txt

1 line
214 B
Plaintext

\v 25 Da Jesosy namaly andreo hoe: "Efa nagnamba anareo iao, fa tsy mino anareo. Gne asa maro aniko amign'agnaran'e Raiko, ireo gne magnambara gne mahakasiky Ana. \v 26 F'izy anareo tsy mino satria tsy mba ondriko.