plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/10/17.txt

1 line
326 B
Plaintext

\v 17 Izao gn'antony hitiavan'e Ray Ana: mahafoy manolotry gne vatako Iao mba hazahoako an'izany indraiky. \v 18 Tsy misy mangala an'izany aminà, fa gne tegnako avao e manolotry an'izany. Managny fahefagny honolotry an'izany Iao, sady managny fahefagny nangala an'izany indraiky. Izany didy izany da azoko avy tamin'i Abako."