plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/10/09.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 9 Iao gne vavahady. Raha misy miditry ao amin'e gn'alalako, da ho voavonjy izy; hiditry sady hijotso izy da hahita gne fihinanagny. \v 10 Fa gne mpangalatry tsy avy raha tsy hangalatry sady hamono da handrava. F'izy Iao avy mba hanagnan-dreo fiainagny sady hanagny an'izany maro da maro.