\v 7 Da nizaka indraiky koa Jesosy tamindreo hoe: "Zakaiko aminareo, marina, da marina tokôtry, fa Iao gne vavahadin' e ondry. \v 8 Gne rehetra avy taloako da mpangalatry sady mpandroba, satria tsy niteno andreo gne ondry.