\v 1 "Zakaiko aminareo, marina, da marina tokôtry, fa ze tsy miditry gne vavahady ho ame valan'ondry, fa magnaniky lalagny hafa, da mpagnakatry sady mpandroba Izy. \v 2 Fa izay miditry e vavahady da mpiandry ondry tsara.