plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/08/42.txt

1 line
613 B
Plaintext

\v 42 Jesosy nizaka andreo hoe: "Raha Andriamanitry gne rainareo, da tokony ho tia Anah anareo, satria avy tamin'Andriamanitry gne nibohàko da nandehanako aty; fa tsy tonga ho azy iao, fa Izy e nagniraky Anah.\v 43 Nahoagny gne tsy azonareo gne zakako? Zany da satria tsy afaky hagneky gne zakako anareo. \v 44 Avy ame rainareo anareo, e devoly, ary gne tianareo atao da gne filàgny zay namboarin'e rainareo. Mpamono ologny hatramin'zay izy sady tsy mijoro ame fahamarinagny satria tsy misy marigny ao amin'azy. Refa mivandy izy, da gne toetry famboariny avao gne zakainy satria mpivandy Izy sady rain'e vandy.