plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/06/13.txt

1 line
429 B
Plaintext

\v 13 Da nahorin-dreo izany da nahafeno harogny roy ambin'ny folo ne sisasisan'e mofo dimy sisa navelan-dreo nihinagny. \v 14 Avy teo, Raha nahita an'izany famantaragny naniny izany gn'olo, da hoy indreo hoe: "Ity marina gne mpaminany izay tonga amin'izao tontolo izao."\v 15 Rehefa hitan'i Jesosy fa hoavy indreo nangala Anazy sady hanandratry Anazy an-keriny ho mpanjaka, da niverigny ta tendrombohitry raiky indraiky koa Izy.