plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/05/16.txt

1 line
466 B
Plaintext

\v 16 Noho io Raha maro be ireo da nagnenjiky an'i Jesosy indreo Jiosy, satria nagnano gne raha aby io tamign'andro Sabata Izy. \v 17 Da namaly andreo Jesosy hoe: "I Abako da miasa egny ndre am'izao aza, da Iao, avakoa, da miasa." \v 18 Noho izany, da vômaiky mitady hamono Anazy indreo Jiosy tsy nohon'e fagnamboarany tsisy dikany gne Sabata avao, fa gne nagnangihany an'Andriamanitry avakoa hoe Iabany nanokagny, magnano gne tegnany ho nitovy amin'Andriamanitra.