plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/03/25.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 25 Avy teo da nisy fifamaliagny tamin'e sasany amin'e mpianatr'i Jaona sy Jiosy raiky momba gne andro fisasagny. \v 26 Nagnantogny an'i Jaona indreo da nizaka taminazy hoe: "Raby, Gne raiky niaraky taminao t'ampitan'e ranon'i Joridana, e nambaranao, indro, magnano batisa izy, da magnantogny anazy avakoa indreo aby."