auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-03-04 08:56:21 -05:00 committed by root
parent df54c0f869
commit c850ee3629
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 Ka malahelo anareo amizao fotoagny izao, f'izy Iao mbola hiaogny aminareo indraiky, sady ho faly gne fonareo, da tsy hisy hangalaky an'izany hafalianareo izany aminareo.\v 23 Amizany andro izany da tsy hangataky Aminà ndre ino ndre ino anareo. Zakaiko aminareo marigny, da marigny tokôtry, raha mangataky ndre ino ndre ino ame Ray ame gn'agnarako anareo, da homeny anareo izany.\v 24 Hatramizao anefa tsy mbola nangataky ndre ino ndre ino tame agnarako anareo. Mangataha, da homegny anareo mba ho feno gne fifalianareo.
\v 22Ka malahelo anareo amizao fotoagny izao, f'izy Iao mbola hiaogny aminareo indraiky, sady ho faly gne fonareo, da tsy hisy hangalaky an'izany hafalianareo izany aminareo. \v 23Amizany andro izany da tsy hangataky Aminà ndre ino ndre ino anareo. Zakaiko aminareo marigny, da marigny tokôtry, raha mangataky ndre ino ndre ino ame Ray ame gn'agnarako anareo, da homeny anareo izany. \v 24Hatramizao anefa tsy mbola nangataky ndre ino ndre ino tame agnarako anareo. Mangataha, da homegny anareo mba ho feno gne fifalianareo.