auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-02-13 11:40:22 -05:00 committed by root
parent f322dc5714
commit b200b00bfd
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Efa nozakaiko taminareo tame fagnoharagny io raha io, fa avy gne lera refa tsy hizaka aminareo ame fagnoharagny sanaky Iao, f'izy hizaka aminareo mazava gne momban'e Ray.
\v 25 Efa nozakaiko taminareo tame fagnoharagny io raha io, fa avy gne lera refa tsy hizaka aminareo ame fagnoharagny sanaky Iao, f'izy hizaka aminareo mazava gne momban'e Ray.

View File

@ -1 +1 @@
Amizany andro izany da hangataky ame gn'agnarako anareo sady tsy hizaka anareo Iao hoe hivavaky ame Ray ho anareo, fa gne Ray mihitsy gne tia anareo satria nitia Ana anareo sady nino fa avy agny ame Ray Iao. Avy ame Ray Iao, ary avy teto an-tany. Fa handalo izao tontolo izao Iao sady ho agny ame Ray."
\v 26 \v 27 \v 28 Amizany andro izany da hangataky ame gn'agnarako anareo sady tsy hizaka anareo Iao hoe hivavaky ame Ray ho anareo, fa gne Ray mihitsy gne tia anareo satria nitia Ana anareo sady nino fa avy agny ame Ray Iao. Avy ame Ray Iao, ary avy teto an-tany. Fa handalo izao tontolo izao Iao sady ho agny ame Ray."

View File

@ -1 +1 @@
Hoy gne mpianatriny tamin'Azy hoe: "hiteo amizao fotoagny izao Anao mizaka mazava tsara sady tsy mampiasa fagnoharagny. Lalanay amizao fotoagny izao fa mahalala gne raha agnaby Anao, sady tsisy tianao hametraky fagnotaniagny aminao. Noho izany, da mino Iay fa avy amin'Andriamanitry Anao." Namaly andreo Jesosy ho: "Mino amizay zany anareo?
\v 29 \v 30 \v 31 Hoy gne mpianatriny tamin'Azy hoe: "hiteo amizao fotoagny izao Anao mizaka mazava tsara sady tsy mampiasa fagnoharagny. Lalanay amizao fotoagny izao fa mahalala gne raha agnaby Anao, sady tsisy tianao hametraky fagnotaniagny aminao. Noho izany, da mino Iay fa avy amin'Andriamanitry Anao." Namaly andreo Jesosy ho: "Mino amizay zany anareo?

View File

@ -1 +1 @@
Indro, avy izao gne lera, eka, avy tokotry, refa hiparitaky anareo, gne tsiraidraiky samby agny ame tragnony aby manokagny, da havelanareo raiky Iao. F'izy tsy raiky Iao satria miaraky Amina gne Ray. Efa nozakaiko taminareo io raha io mba hanagny fiadagnagny ato Amina anareo. Mangn'olagny anareo eto amizao tontolo izao, nefa mahereza: efa nandresy an'izao tontolo izao Iao."
\v 32 \v 33 Indro, avy izao gne lera, eka, avy tokotry, refa hiparitaky anareo, gne tsiraidraiky samby agny ame tragnony aby manokagny, da havelanareo raiky Iao. F'izy tsy raiky Iao satria miaraky Amina gne Ray. Efa nozakaiko taminareo io raha io mba hanagny fiadagnagny ato Amina anareo. Mangn'olagny anareo eto amizao tontolo izao, nefa mahereza: efa nandresy an'izao tontolo izao Iao."