Sat Mar 07 2020 17:06:34 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-07 17:06:34 +03:00
commit a9f3c45e82
26 changed files with 58 additions and 2 deletions

1
11/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Da nisy lelà raiky narary anigny hoe Lazarosy. Avy ao Betania izy, tanàgnan'e Maria da Marta rahavaviny. \v 2 Maria e nagnositry menaky magnitry e Tompo da nagnadio e tognotriny take volony, da Lazarosy anadahiny e narary.

1
11/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Da reo mpirahavavy nagniraky ologny ho agny amin'i Jesosy, nizaka se: "Tompo, jereo, fa marary ilay tianao." \v 4 Raha regnin'i Jesosy zany, da hoy Izy se: " tsy fahafatesagny iafaragny ty armetigny ty, fa kosa hanehoagny e vininahitr'Andriamanitry mba hanandratagny e Zanak'Andriamanitry ame alaln'izany."

1
11/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 I Jesosy da Tia an'i Marta sy e rahavaviny da Lazarosy. \v 6 Da raha naharegny Jesosy fa marary Lazarosy, da nijanogny roa andro tao ame toeragny nisy anazy Izy. \v 7 da tafaran'izay, da nizaka tamireo mpianatry Izy se: "Andeha isika ho agny Jodia ndraiky."

1
11/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Hoy reo mpianatry taminy se: "Raby, am'izao da mikasa hitoraky vato Anao reo Jiosy, ka mbola ho agny avao se Anao?" \v 9 Da namaly Jesosy hoe: "Tsy roa ambign'e folo ora ve e fahazavagn'e andro? Raha misy ologny mandeha ame andro mazava, da tsy ho tafitohigny Izy, satria mahita efahazavan'izao tontolo izao.

1
11/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Kanefa, raha mandeha ame aligny izy, da ho tafitohigny satria tsy aminazy e fahazavagny." \v 11 Nizaka zany raha zany Izy, ary tafaran'izay raha zany, da hoy Izy tamindreo se: " Resin-tory Lazarosy akamantsika, da handeha Aho mba hahafahako mamoha anazy ame torimasogny

1
11/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Da hoy gne mpianatry taminy se: "Tompo, Raha resitory izy, da ho tsara." \v 13 Kanefa Jesosy nizaky e fahafatesagny, nefa neverindreo fa fangalagny vizaky ame torimaso e nizakagny. \v 14 Avy eo Jesosy nizaka tsotry tamindreo hoe: "Maty Lazarosy.

1
11/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Faly aho, nohogny aminareo, fa tgny Aho mba hahatonga anareo hino. Andao atsika ho agny aminazy." \v 16 Tomasy, zay nangihagny hoe Didymo, da nizaka tamireo mpianatry akamany hoe: "Andao avakoa sika mba niaraky maty amin'i Jesosy."

1
11/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Raha tongy Jesosy, da hitaogny fa efa nalevigny efatr'andro tao am-pasagny Lazarosy. \v 18 Da Betania da efa akaiky an'i Jerosalema, eo ame dimy ambin'e folo stdadio eo gne elagnelagny. \v 19 Be reo Jiosy tongy tao ame Marta da Maria, mba hampahery andreo nohogn'e fahafatesagny anadahindreo. \v 20 Avy eo Marta, raha naharegny fa tonga Jesosy, da nandehy nitsegny an'Azy, da Maria kosa nipetraky t'andragno

1
11/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Da nizaka tamin'i Jesosy Marta hoe: "Tompo, Raha teto Anao, da tsy maty gn'anadahiko. \v 22 Nefa na de zao ankehitriny zao aza, da fantatro fa ndre ino ndre ino angatahinao amin'Andriamanitra, da homeny Anao zany." \v 23 Da hoy Jesosy taminazy se: "E anadahinao da hitsangan-ko velogny indmray."

1
11/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Marta nizaka taminazy hoe: "Fantatriko fa hitsangagny avao izy ame fitsnganagny maty ame andro faragny." \v 25 Da hoy Jesosy taminazy se: "Iao gne fananganagny e maty sady fianagny; zay mino Anaha, ndre da maty aza Izy, da ho velogny; \v 26 ndre ia ndre ia vologny ka mino Anaha da tsy ho faty mandrakizay. Mino zany ve Anao?"

1
11/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Hoy Izy taminy se: "Aie, Tompo, mino iao fa Anao e Kristy, Zanak'Andriamanitra, ilay ho amin'izao tontolo izao." \v 28 Raha voazakagny zany, da lasa Izy nagnentso mangingigny an'i Maria rahavaviny. Hoy Izy se: "Tonga e Mpampianatry ka mangaiky anao Izy." \v 29 Raha regnin'i Maria zany, da nitsangagny malaky Izy da nandeha aminazy.

1
11/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Da Jesosy tsy mbola Tonga tao an-tànagny fa mbola teo ame toeragny nihaonagn'i Marta taminazy avakoa. \v 31 Noho izany reo Jiosy, zay niaraky taminy tao an-tragno da nampahery anazy, Raha nahita an'i Maria nitsangagny malaky da lasa Niboaky, da nagnaraky anazy, nihevitry fa handeha hitomagny ame fasagny izy. \v 32 Raha Tonga take toeragny nisy an'i Jesosy Maria ka nahita an'Azy, da niankohoky Izy da nizaka taminazy hoe: "Tompo, raha teto anao, da tsy maty gn'anadahiko."

1
11/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Raha nahita anazy nitomagny Jesosy, da reo Jiosy niaraky taminy koa nitomagny, da vonto gne fagnahigny da tora-kovitry Izy; \v 34 da hoy Izy se: "Taza gne nandevognanareo anazy?" Da hoy ndreo taminy se: "Tompo, avia ary hinteo." \v 35 Nitomagny Jesosy.

1
11/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36 Avy eo da hoy reo Jiosy hoe: "Hinteo gne hazakabegn'e fitiavagny an'i Lazarosy!" \v 37 Fa e sasagny tamindreo nizaka hoe: "Tsy hain'ity lehilahy ity me, zay nampahiratry e mason'ilay jamba, e magnano zay tsy ho nahafaty ity lehilahy ity koa?"

1
11/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Avy eo ndraiky Jesosy, raha mbola vonto gne fagnahigny, da nandeha ame kobory. Ary zohy zany, da misy vato magnarogny anazy. \v 39 Hoy Jesosy hoe: "Alay hiala e vato." Marta, anabavin'i Lazarosy, lay maty, nizaka tamin'i Jesosy se: "Tompo, efa maimbo e vatagnany raha amin'izao fotoagny zao." \v 40 Da Jesosy nizaka taminy se: "Tsy efa niakaiko anao be fa, Raha nino anao, da ho hitanao e voninahitr'Andriamanitry?"

1
11/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 41 Da nalaindreo gne vato. Jesosy nanandratry e masony ka nizaka hoe: "Ray ô, misaotry Anao Aho satria niteno Anaha Anao. \v 42 Fantatriko fa miteno Anaha mandrakariva Anao, fa nohogn'e vahoaky mijoroagnodidigny Anaha no nilazako zany, mba hafahan'izy ireo mino fa Anao no nagniraky Anaha

1
11/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Rehefa avy nizaka zany Izy, da nangaiky tame feo mafy hoe: "Lazarosy, Miboaha!" \v 44 Niboaky e lelà maty; nisy fehim-paty e tognotriny sy e tagnany, ary voafehy lamba koa gne vatagnagny. Hoy Jesosy tamindreo hoe: "vahao izy da avelay handeha."

1
11/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 45 Avy eo maro tamin'ireo Jiosy zay Tonga tao amin'i Maria sy nahita gne nataon'i Jesosy, no nino Anazy; \v 46 Fa e sanagny tamindreo kosa lasa nandeha nankagny ame Fariseo ary nizaka tamindreo gne raha nataon'i Jesosy.

1
11/47.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 47 Avy eo e lohagn'e mpisorogny sy e Fariseo namory e Synendriona niaraky da agnano hoe: "Inona no hataontsika? Ity lelà ity da magnano famataragny maro. \v 48 Raha avelantsika amin'izao Izy, da hino Anazy gny rehetra; da ho avy e Romana hangalaky e Tanagnàntsika sy gne firenentsika

1
11/49.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 49 Kanefa, nisy lelà raiky tamindreo, Kaifa, zay mpisorona be tamin'izany taona izany, nizaka tamindreo hoe: "Aanareo da tsy mahafantatry ndre ino ndre ino. \v 50 Tsy mieritreritry akory anareo fa tsara ho anareo raha lelà raiky no maty ho an'ny ologny toy zay e firenegny manontolo no ringagny."

1
11/51.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 51 Ary zay nozakainy da tsy nataony ho anazy avao. Fa kosa, noho izy mpisoronabe tamin'io taona io, da naminagny fa tokony ho faty ho an'ny firenegny Jesosy; \v 52 da tsy ho an'ny firenegny fotsiny avao, fa mba hampiraiky ny Zanak'Andriamanitra zay niparitaky koa. \v 53 Ka nanomboky tamin'io andro io da Nagnano tetiky e fomba hamonoagny an'i Jesosy indreo.

1
11/54.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 54 Ary Jesosy tsy nandeha niharihary tegny amin'ireo Jiosy koa, fa niala teo Izy nankagny ame tany akaikin'ny efitry ho any an-tanàgny atao hoe Efraima. Da nipetraky tao Izy sy reo mpianatry. \v 55 Ary efa akaiky e Pasky gne Jiosy, ary maro tamindreo tagny ivelagn'e tanàgny no niakatry tao Jerosalema mialohagn'e paska mba hagnadio e tegnanareo.

1
11/56.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 56 tady an'i Jesosy indreo, da nijoro teo ame tempoly nifampiresaky hoe: "Inona no eritreretinareo? Hoe tsy ho tonga ame andro firavoravoagny ve Izy?" \v 57 Ary efa nagnome baiko e lohagn'e mpisorogny sy e Fariseo fa Raha misy mahalala ny misy an'i Jesosy, da tokony mizaka izy mba hisamborin'izy reo Azy.

1
11/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 11

View File

@ -2,11 +2,15 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> 5ba87f994d50b2c1f4ddd3332526477f2e14b8ed
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> 228695fafb2bec04639a5e5e670b963b3f0ef3e0
### You are free to:
@ -30,7 +34,10 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> 5ba87f994d50b2c1f4ddd3332526477f2e14b8ed
=======
>>>>>>> 228695fafb2bec04639a5e5e670b963b3f0ef3e0

View File

@ -33,7 +33,8 @@
],
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD123"
"MAD123",
"MAD125"
],
"finished_chunks": [
"20-21",
@ -135,6 +136,30 @@
"21-19",
"21-20",
"21-22",
"21-24"
"21-24",
"11-title",
"11-01",
"11-03",
"11-05",
"11-08",
"11-10",
"11-12",
"11-15",
"11-17",
"11-21",
"11-24",
"11-27",
"11-30",
"11-33",
"11-36",
"11-38",
"11-43",
"11-45",
"11-47",
"11-49",
"11-51",
"11-54",
"11-56",
"11-41"
]
}