auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-03-04 08:56:21 -05:00 committed by root
parent c04f75e364
commit 6b9c50b94f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Tadidio gne zaka nozakaiko taminareo hoe: 'Gne mpanompo da tsy zakabe noho e tompony.' Raha nagnenjiky Anà indreo, da hagnenjiky anareo avakoa; sady raha nitandrigny gne zakako indreo, da hitandrigny gn'anareo avakoa.\v 21 Hagnano an'io raha agnaby io aminareo indreo noho gn'Agnarako, satria tsy lalandreo Izy izay nagniraky Anà.\v 22 Raha tsy avy da nizaka tamindreo Iao, da tsy ho nanota indreo, fa amizao fotoagny izao tsy afa-miala ame fahotany indreo.
\v 20Tadidio gne zaka nozakaiko taminareo hoe: 'Gne mpanompo da tsy zakabe noho e tompony.' Raha nagnenjiky Anà indreo, da hagnenjiky anareo avakoa; sady raha nitandrigny gne zakako indreo, da hitandrigny gn'anareo avakoa. \v 21Hagnano an'io raha agnaby io aminareo indreo noho gn'Agnarako, satria tsy lalandreo Izy izay nagniraky Anà.\v 22Raha tsy avy da nizaka tamindreo Iao, da tsy ho nanota indreo, fa amizao fotoagny izao tsy afa-miala ame fahotany indreo.