Fri Jan 24 2020 12:36:21 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 12:36:22 -05:00
commit 1073688d74
14 changed files with 33 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Jakoba , mpanompon'Andriamanitry sy Tompo Jesosy Kristy ,hoan'ireo foko roa ambin'ny folo niparitaky,akory aby. \v 2 Ô rahalà , amboary ho fifaliagny agnaby izany refa mandalo olagny samby hafa anareo .\v 3 Lalanareo fa gne fitsapagny gne finoanareo da miteraky faharetagny.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Apetrao gne faharetagny hahatanteraky gn'asany , mba tena hivoatry sy ho feno tanteraky anareo mba tsy ho sahiragny ndre ame ino ndre ame ino. \v 5 Fa raha misy aminareo mila fahendregny , avelao izy hangataky an'izany amin'Andriamanitry. Gne raiky zay magnome antsitra-po sady tsy mandatsa izay mangataky amin'Azy agnaby, da omeny an'azy izany .

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa apetray izy hangataky ame finoagny, tsy misalasala ame ino ndre ame ino. fa izay misalasala da akô gne onjan-dranomasigny izay entin'e rivotry da mitopatopaky.\v 7 Fa izany olo izany da tsy tokony hieritreritry gne handray ndre ino ndre ino avy amin'e Tompo . \v 8 Gn'olo akô izany da misalasala miovaova ame lalagny agnaby.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Aoka gne rahalà sahiragny hagnano gne fisandratany ho reharehany, \v 10 fa gn'olo mana-karegny ame fietreny , satria izy da hidaraboky akô gne vonikazo-dì egny ame ahitry. \v 11 Fa gne masoandro da miposaky ame hafanagny mahamay da magnamaigny gne ahitry .Gne vonikazo da mihintsagny, sady gne hatsarany da ho levogny . Akô izany koa, gn'olo mana-karegny da halazo egny antegnategnan-dalagny.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Sambatry gn'olo Izay mahadigny fitsapagny. Satria refa avy nandalo fitsapagny Izy, da hahazo gne satro-boninahitry gne fiainagny , izay nampagnategnaigny tamindreo izay tia an'Andriamanitry. \v 13 Refa misy halaim-pagnahy da aoky izy tsy hizaka hoe :"Andriamanitry gne nangala fagnahy anà," satria Andriamanitry tsy azon'e ratsy halaigny fagnahy, sady tsy mangala fagnahy ndre ia ndre ia.

1
01/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Fa samby halaim-pagnahy ame fagniririany manokagny gn'olo tsiraidraiky, izay mampihemotry sy maharesy an'azy . \v 15 Refa avy naverimberigny gne fagniriagny da miteraky fahotagny izany. Sady refa mitombo be gn'ota da miteraky fahafatesagny.\v 16 Ka magneky ho voafitaky ,ô rahalà namako.

1
01/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Gne fagnomezagny tsara agnaby izy ame fagnomezagny tongalafatry agnaby da avy agny ambony. Avy ame Rain'e fahazavagny gne hidignan'izany.miaraka amin'Azy da tsisy fiovagny ndre aloky nohon'e fiodinagny.\v 18 Andriamanitry da nisafidy gne hagnome fahaterahagny antsika amigne zakan'e fahamarinagny, mba ho karazagny voaloham-bokatry gne noforognony agnaby itsika .

1
01/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Lalanareo izany ry rahalà namako: Aoky gn'olo agnaby hazoto hiteno , tsy halaky hizaka sady tsy halaky ho vignitry. \v 20 Fa gne havigniran'olo da tsy ahavitagny gne fahamarignan'Andriamanitry. \v 21Ka diovy agnaby gne fahalotoagny izy ame faharatsiagny agnaby. Amim-panetre-tegna da raiso gne zaka efa napetraky , izay afaky mamonjy gne fagnahinareo .

1
01/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Magnaraha zaka anareo, fa k'aza mpiteno fotsiny avao, fa ka mamitaky gne tegnanareo avao anareo. \v 23 Fa raha misy mpiteno gne zaka nefa tsy mpagnaraky, da akô gn'olo mandiniky gne tarehiny ame fitaratry izy. \v 24 Mandiniky gne vatany izy da refa miala teo izy da hadignony gne mahakasiky gne vatany.\v 25 Fa gn'olo mandinika tsara gne lalàgnin'e fahafagny Tonga lafatry, sady mitohy magnano an'izany, fa tsy hoe mpiteno magnadigno fotsiny , da ho tahiagny ame gn'asany agnaby izany olo izany.

1
01/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Raha misy magnano gne tegnany ho mpivavaky, nefa tsy mahafehy gne vavany, da mamitaky gne fony izy, sady tsisy dikany gne fivavahany .\v 27 Gne fivavahagny madio sy tsisy petigny amin'Andriamanitsika sy gne Raintsika da akô izao: hagnampy gne kamboty, da gne mpivantotry ame fahoriandreo, ary miaro tegna mba tsy hisy pentigny avy amin'izao tontolo izao.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
chapter 1

View File

@ -1,5 +1,6 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -10,6 +11,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> c620a8432a462982b985331fbc8d74052ccb1754
=======
>>>>>>> c0bb07cab5c5dd9097a6b7a82ade3392d27b64a8
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -38,6 +41,9 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 49c70f9be1d8ed3da5462986dfff7398b5f972a9
=======
>>>>>>> c620a8432a462982b985331fbc8d74052ccb1754
=======
>>>>>>> c0bb07cab5c5dd9097a6b7a82ade3392d27b64a8

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Jakoba

View File

@ -35,7 +35,8 @@
"translators": [
"LAPTOP-QI13TE04",
"MAD122",
"MAD126"
"MAD126",
"MAD124"
],
"finished_chunks": [
"03-01",
@ -71,6 +72,18 @@
"02-10",
"02-14",
"02-18",
"02-21"
"02-21",
"01-title",
"front-title",
"01-01",
"01-04",
"01-06",
"01-09",
"01-12",
"01-14",
"01-17",
"01-19",
"01-22",
"01-26"
]
}