auto save

This commit is contained in:
MAD124 2020-03-07 08:49:09 -05:00 committed by root
parent ea424d609f
commit 8a02bc3075
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa anareo kosa, da avy teo amin'e tendrombohitry Ziona sady teo amin'e tanàgnin'Andriamanitry velogny, gne Jerosalema agny an-dagnitry, da teo amin'e anjely an'alin'aligny tamin'e fankalazagny. Anareo da avy teo amin'e antokon'olon'e voalohan-teraky, izay voasoratry agnara agny an-dagnitry. Anareo da avy teo amin'Andriamanitry, e Mpitsara gne rehetra, sady teo amin'e fagnahin'e olon'e fahamarinagny izay nanigny tonga lafatry. Anareo
Fa anareo kosa, da avy teo amin'e tendrombohitry Ziona sady teo amin'e tanàgnin'Andriamanitry velogny, gne Jerosalema agny an-dagnitry, da teo amin'e anjely an'alin'aligny tamin'e fankalazagny. Anareo da avy teo amin'e antokon'olon'e voalohan-teraky, izay voasoratry agnara agny an-dagnitry. Anareo da avy teo amin'Andriamanitry, e Mpitsara gne rehetra, sady teo amin'e fagnahin'e olon'e fahamarinagny izay nanigny tonga lafatry. Anareo da avy teo amin'i Jesosy, Ilay mpagnalalagn