auto save

This commit is contained in:
MAD124 2020-03-06 13:19:59 -05:00 committed by root
parent cc5c17b634
commit 462bffb471
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'e finoagny gne namindragny an'i Enoka mba tsy ahitany gne fahafatesagny. "Tsy hita izy, satria nalain'Andriamanitry." Fa talohan'e nangalagny anazy, da nijoroagny vavolombelogny fa nankasitrahan'Andriamanitry izy. Sady refa tsy misy finoagny da tsy mety ho ankasitrahany. Satria ilaigny hoe izay magnatogny an'Andriamanitry da tsy maintsy mino fa misy Izy
\v 5 Tamin'e finoagny gne namindragny an'i Enoka mba tsy ahitany gne fahafatesagny. "Tsy hita izy, satria nalain'Andriamanitry." Fa talohan'e nangalagny anazy, da nijoroagny vavolombelogny fa nankasitrahan'Andriamanitry izy. \v 6 Sady refa tsy misy finoagny da tsy mety ho ankasitrahany. Satria ilaigny hoe izay magnatogny an'Andriamanitry da tsy maintsy mino fa misy Izy da Izy gne mamaly soa andreo izay mitady Anazy.