Sat Mar 07 2020 16:26:11 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-07 16:26:12 +03:00
commit 3888d943cb
35 changed files with 78 additions and 2 deletions

1
08/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Da gne foton'e Raha zakainay da izao: Atsika da managny mpisorogny be izay nipetraky teo antagnankavanan'e seza fiandrianan'e be voninahitry agny an-dagnitry. \v 2 Izyda mpanompo ao ame toeragny masigny, gne tabernakely marigny izay gne Tompo, fa tsy gn'olo, gne nagnodidgny an'azy.

1
08/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa gne mpisoronabe agnaby da notendregny hanolotry fagnomezagny izy ame sorogny. Noho izany da ilaigny gne managny raha ho atolotry. \v 4 Sady Raha teto an-tany Kristy, da tsy ho mpisorogny sanaky Izy, satria misy ireo izay manolotry fagnomezagny araky gne lalàgny. \v 5Indreo da manompo ao ame tabernakely izay taindilo izy ame alotrin'e raha agny an-dagnitry. Izany da akò gne napitandreman'Andriamanitry an'i Mosesy raha izy handeha hagnambôtry gne tabernakely: hoy Andriamanitry hoe: "Hiteo mba ho amboarinao araky gne modely izay efa nabôky anao tegny an-tendrobohitry gne Raha agnaby

1
08/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa am'izao I Kristy da nandray asa fanompoagny tsara lavitry. Izany da noho izy mpagnelagnelagny avakoa ame fagnekegny tsara kokoa, izay mifototry and fampagnatenagny tsara kokoa. \v 7 Fa raha tsy managny tsigny izany fagnekegny voalohany izany, da tsisy nilagny gne fagnekegny faharoy.

1
08/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa refa nahita tsigny tamign'olo Andriamanitry, da hoy Izy hoe: "Indro, ho avy gn'andro-hoy e Tompo-refa hagnano fagnekegny vaovao amign'olon'Israely izy amign'olon'i Joda Iao. \v 9 Da tsy ho akô gne fagnekegny izay naniko niaraky tame razandreo tame andro izay nitondrako andreo tame fagnahy hiala avy tame tanin'Egypta izany. Fa indreo da tsy nipetraky tao ame fagnekeko, sady Iao tsy niraharaha andreo- Hoy gne Tompo.

1
08/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Fa izao e fagnekegny izay hataoko amign'olon'Israely afaran'io andro io-hoy gne Tompo. Ataoko ao an-tsain-dreo e lalagniko, sady ho soratako ao am-pon-dreo avakoa izany. Ho Andriamanitr'indreo Iao, sady indreo ho oloko.

1
08/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Indreo da tsy hampianatry gne mpiara-monigny Izy ame rahalàny aby, hizaka hoe: 'Fantaro e Tompo.' Fa hahafantatry Anà gne rehetra, manomboky ame ten kidy da hatramin'e tena zakabe amindreo. \v 12 Fa Iao da namindra fo amin'e tsy fahamarinan-dreo, sady tsy hahatsiaro ireo fahotagny esanaky."

1
08/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Amin'e finjakagny hoe "vaovao", da nagnano e fagnekegny vôlohany ho Taloha izy, sady izay efa lany andro sy antitra da efa akaiky ho velogny

1
08/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 8

1
09/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Sady ndre da e fagnekegny vôlohany azaky da nanagny fitsipi-pivavahagng sy fitoeragny masigny etoa an-tany. \v 2 Fa nisy tabernakely izay nomanigny. Gn'efitry vôlohany, izay nisy gne fipetrahan'e jiro, e latabatry, izy and mofon'e fagnatrehagny,bda nantsovagny hoe fitoeragny masigny.

1
09/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ao ambadik'e lamba faharoy da nisy efitry raiky hafa, nantsovagny hoe tena toeragny masigny. \v 4Nisy alitara volamena ho an'e ditin-kakazo magnitry izany. Nisy gne fiaran'e fagnekegny avakoa, izay rakotry volamena tanteraky. Tagn'antin'izany da nisy sing volamena izay nisy e managny, e tehin'i Arona izay nagniry, sady ireo vato fisaky e fagnekegny. \v 5Egny ambonin'e fiaran'e fagnekegny, da kerobima be voninahitry maro e magnalotry e rakotry fandrakofagny, izay tsy afaky zakainay amin'e antsipirihany amizao.

1
09/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Refa vôhomagny ireo raha ireo, da niditry tamign'efitry ambadiky tabernakely avao ireo mpisorogny mba hagnano e fanompoan-dreo. \v 7 Fa gne mpisoronabe avao e niditry indraiky isan-taogny tamign'efitry faharoy,sady niaraky tame rà izay natolotry ho an'e tegnany sy ho an'ireo fahotagny tsy ninian'ireo olo.

1
09/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Nabohakin'e Fanahy Masina fa gne lalagnymegnà ame tena toeragny masigny da tsy nabôky râ mbola tsy mitsangagny e tabernakely vôlohany. \v 9Izany da fagnoharagny ho am'izao fotoagny amizao zao. Ireo fagnomezagny izy ame sorogny izay atolotry amizao da samby tsy afaky hahatanteraky e fieritreretan'e mpivavaky raiky. \v 10 Mifantoky ame sakafo sy zava-pisotro sy karazam-pomba fidiovagny maro esanaky ireo. Ireo agnaby ireo da fitsipiky ho an'e nofitry avakoa izay nomegny mandra-pagnamboaragny e fandaminagny vaovao.

1
09/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Kristy da niavy akô gne mpisoronaben'ireo zavatry tsara izay avy. Nandeha tamign'alalan'e tabernakely zakabe tokôtry sy latatry avakoa izay tsy nanin'e tagnan'olombelogny Izy, izay tsy am'izao tontolo vôahary izao. [Fagnamarihagny: Ireo dikan-teny sanany da mivaky akô izao: "Jesosy da avy akô gne mpisoronaben'ireo zavatry tsara izay ho avy."] \v 12Tsy tamin'e ràn'ireo osy lahy sy vantotr'aomby vavy izany, fa tame ràny manokagny izay niditry tamin'e tena toeragny masigny indraiky avao ho an'e rehetra sady niaro e famonjentsika mandrakizay.

1
09/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa râ gne ràn'ireo osy izy amign'aomby lahy sady e famafazagny gne lakevon'e vantotr'omby vavy eo amin'ireo izay lasa maloto the manokagny andreo amin'Andriamanitry ho fagnadiovagny e nofotr'indreo, \v 14 akognaià e fihofan'e ràn'i Kristy, izay nanolotry e Tegnany tsy mjsy kilema ho an'Andriamanitry tamign'alalan's Fagnahy mandrakizay, hagnadio e fieritreretantsika hiala amign'asa maty mba hanompoagny e Andriamanitry velogny? \v 15 Noho izany antony izany, da Izy gne mpagnalalagny e fagnekegny vaovao. Izany da, satria nisy fahafatesagny raiky nibôky mba hagnaraky ireo izay ambanin'e fagnekegny vôlohany ame fahotan-dreo, da handray e fampagnategnan'e lova mandrakizay ireo izay nantsovagny.

1
09/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa râ misy didim-panagnagny, gne fahafatesan'e olo izay nagnano izany da tsy maintsy vôporofo. \v 17Fa refa misy fahafatesagny avao vô manan-kery e didim-panagnagny, satria tsy manan-kery izany râ ôtry mbola velogny gn'olo nagnano izany.

1
09/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ndre da e fagnekegny vôlohany azaky tsy nanigny râ tsy nisy rà. \v 19 Fa refa nagnome e didy agnaby tame lalàgny tamin'ireo olo agnaby Mosesy, da nangalaky ràn'ireo aomby izy amign'osy, niaraky tamin'e rano, volon'ondry jaky mena, sy hysopa izy, sady namafy tamin'e boky izy amign'olo agnaby. \v 20 Sady izy nizaka hoe: " Ity e ràn'e fagnekegny izay nandidian'Andriamanitry ho anareo."

1
09/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Da akô izany, da namafy rà tame tabernakely izy ame fidobohan'e zavatry agnaby hampiasaigny amin'e fanompoagny izy. \v 22 Araky gne lalàgny, da saiky e raha agnaby e voadio tame rà. Râ tsy misy fandatsahan-drà da tsy misy famelan-keloky.

1
09/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Noho izany da nilaigny gne tahindilon'ireo zavatry agny an-dagnitry mba ho voadion'e soron'ireo biby ireo. Ndre izany azaky, ireo zavatry e lagnitry mihitsy gne nila nodiovigny tamin'e sorogny tsara tokôtry. \v 24Fa Kristy da niditry tame tena toeragny masigny izay nanin'e tanagny, izay tahindilon'e raiky izay tena izy avao. F'izy niditry tan-dagnitry mihitsy Izy, mba hibôky ame fagnatrehan'Andriamanitry ho antsika amizao.

1
09/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Tsy nandeha tao mba hanotry e tegnany imaro Izy, akô gne fagnamboaran'e mpisoronabe, izay miditry ame tena toeragny masigny isan-taogny niaraky tamin'e ràn'e hafa. \v 26 Fa râ izany e zavatry nibôky, da nila nijaly imaro manomboky tamin'e fagnorenagny izak tontolo izao Izy. Fa amizao da indraiky mandeha avao e nagnabohagny Anazy mba hangalaky e fahotagny amign'alalan'e soron'e tegnany avao.

1
09/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Fa nanigny ho faty indraiky agnaby gn'olo, sady afaran'izany gne ho avy e fitsaragny. \v 28 Da akô izany avakoa, Kristy, izay mbola natolotry indraiky mba hangalaky e fahotan'e maro, da hibôky fagnindroy, tsy handraraha gn'ota, fa ho an'e famonjegny ireo izay mandigny Anazy ame faharetagny

1
09/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Took faha9

1
13/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Aoky hitohy e fitiavagny ara-pirahalahiagny. \v 2 Ka magnadigno gne fampiantranoagny ireo vahiny. Fa tamign'alalan'izany, gne nagnasehoan'e sanany fampiantranoagny ireo anjekply nefa tsy fantatriny izany.

1
13/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Tsarovy ireo voafonja, akô gne hoe niara-nifehy tamin-dreo anareo. Tsarovy ireo izay nampahoriagny, akô the hoe indreo avakoa anareo ame vatagny. \v 4Aoky ho hajain'd tsikirairaiky e fanamariagny. Aoky e fandrian'e fanambadiagny mba hadio, fa Andriamanitry da hitsara ireo mpangala-badjn'olo izy ame mpijangajanga.

1
13/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Avelay e fitondran-tegnanareo ho afaky ame fitiavam-bola. Mifalia amin'ireo zavatry izay hanagnanareo, satria Andriamanitry tokôtry da mizaka hoe: "Iao da tsy hiala anareo mihitsy, ndre hahafohy anareo magnano akore." \v 6Aleo isika ho ravo mba ho sahy hizaka hoe: Gne Tompo e Mpamonjiko; ka tsy hatahotry iao. Ino gn'azon'olo anigny aminà?"

1
13/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Diniho ireo mpitaraky anareo, ireo izay nizaka e Tenin'Andriamanitry taminareo, sady hevero e vokatrin'e fihetsik'indreo. Alay tahaky e finoan-dreo. \v 8Jesosy Kristy da tsy miova omaly, sy anio, sady mandrakizay.

1
13/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ka magneky tominy amin'ireo kazaragny fampianaragny hafahafa. Fa tsara râ tokony hamafisigny ame fahasoavagny e fo, fa tsy amin'e hanigny izay tsy magnampy ireo izay mandeha miaraky amindreo. \v 10 Isika da manigny alitara izay tsy anagnanareo izay manompo gne tabernakely fahefagny hihinagny. \v 11Fa e ràn'e ota da nindesin'e mpisoronabe tame toeragny masigny, nandritr'izany e vatandreo da norohagny t'ambadik'e toby.

1
13/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Noho izany Jesosy avakoa da nijaly t'ambadik'e vavahadin'e tanàgny, mba hagnamasigny e fokonolo amign'alalan'e ràny manokagny. \v 13Andeha isika noho izany ho an'e Aminà ambadik'e toby, hinday gne fahafaham-barakany. \v 14Fa tsy managny tanàgny maharitry isika ety. F'izy, mandigny e raiky izay ho avy isika.

1
13/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Amign'alalany, sarô, da andao isika hanolotry ireo fagnati-pideragny ho an'Andriamanitry fehizay, fideragny vokatry e molotry izay magneky gn'agnarany. \v 16 Aleo tsy adignontsika e magnano e tsara sy magnampy gne tsikiraikiraiky aby, fa amin'e fagnantitry akô izany e tena maharavo an'Andriamanitry.\v 17Mankatoava sy magneké ireo mpitariky anareo, fa indreo e miteza gne fagnahinareo, akô ireo izay hagnano tatitry. Mankatoava mba hagnano izany am-pifaliagnyi ireo mpitondra anareo, fa tsy am-pisentoagny, izay lasa tsy misy dikany ho anareo.

1
13/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Mivavaha ho anay, fa iay da nino fa managny feon'e fieritreretagny madio sady magniry hiaigny am-pahamarinagny e raha agnaby. \v 19Magnatosiky anareo zakabe tokôtry iao mba hagnano izany, da mba hipody malaky aminareo iao.

1
13/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Sady gn'Andriamanitry e fiadanagny, izay nanangagny tame maty e mpiandry ondry zakabe, e Tompontsika Jesosy, tamign'alalan'e ràn'e fagnekegny mandrakizay, \v 21 da hagnatsara anareo amign'asa tsara agnaby mba hagnamboaragny e sitrapony. Izy anie hiasa ao agnantintsika izay tena ankasitrahagny agnatrehany, amign'alalan'i Jesosy Kristy, izay homegny e voninahitry mandrakizay. Amena.

1
13/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Sady mampahery anareo iao, ry rahalà, mba hizaka e tenin'e fampaherezagny izay nosoratako foiky ho anareo. \v 23 Fantaro f'efa afaky Timoty rahalàntsika, izay hiaraky aminà hagnety anareo râ avy aloha izy.

1
13/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Ataovy veloma ireo mpitariky anareo agnaby izy ame mpino agnaby. Ireo izay avy agny Italia da magnano veloma anareo. \v 25Ho aminareo agnaby anie e fahasoavagny.

1
13/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha-13

View File

@ -2,7 +2,11 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> c299fb900d243a8ac00ed3461bf01074e6b33434
### You are free to:
@ -25,5 +29,8 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> c299fb900d243a8ac00ed3461bf01074e6b33434

View File

@ -32,6 +32,42 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"MAD122"
],
"finished_chunks": [
"08-13",
"08-11",
"08-10",
"08-title",
"08-01",
"08-03",
"08-06",
"08-08",
"09-title",
"09-27",
"09-25",
"09-23",
"09-21",
"09-18",
"09-16",
"09-13",
"09-11",
"09-08",
"09-06",
"09-03",
"09-01",
"13-title",
"13-01",
"13-03",
"13-05",
"13-07",
"13-22",
"13-24",
"13-20",
"13-18",
"13-15",
"13-12",
"13-09"
]
}