diff --git a/07/27.txt b/07/27.txt index 5962160..c2232aa 100644 --- a/07/27.txt +++ b/07/27.txt @@ -1 +1 @@ -\v 27 \v 28 Tsy mila izy, tsy akô e mpisoronabe, hanolotry sorogny isan'andro, gne voalohany ho an'e fahotany manokagny, sady avy eo ho an'e fahotan'e olo. Efa nagnano an'izany indray mandeha ho an'e rehetra izy, refa nanolotry gne tegnany. Fa gne lalàgny manondro gne olo izay managny fahalemegny ho mpisoronabe. Fa gne tenin'e fiagniagnagny \ No newline at end of file +\v 27 Tsy mila izy, tsy akô e mpisoronabe, hanolotry sorogny isan'andro, gne voalohany ho an'e fahotany manokagny, sady avy eo ho an'e fahotan'e olo. Efa nagnano an'izany indray mandeha ho an'e rehetra izy, refa nanolotry gne tegnany. \v 28 Fa gne lalàgny manondro gne olo izay managny fahalemegny ho mpisoronabe. Fa gne tenin'e fiagniagnagny, izay avy tafaran'e lalàgny, da nanendry Zanaky là, izay nanigny tonga lafatry mandrakizay. \ No newline at end of file