auto save

This commit is contained in:
MAD124 2020-03-05 10:04:10 -05:00 committed by root
parent 848a6f2f5a
commit 09d1e1639c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 Sady koa, "Hatoky anazy iao." Sady koa: "Indro, etoa iao izy ame zanaky izay nomen'Andriamanitry ana." Noho izany, satria nofo aman-drà ireo zanak'Andriamanitry, da nizara Raha akô izany niaraky tamindreo avakoa Jesosy, mba ho amign'alalan'e fahafatesagny gne hagnafoagnany gne raiky izay managny gne herin'e fahafatesagny, da gne devoly izany. Izany da mba hagnafahagny ireo rehetra izay nohon'e tahotry gne fahafatesagny da niaigny gne fiaignan'izy agnaby i
\v 13 Sady koa, "Hatoky anazy iao." Sady koa: "Indro, etoa iao izy ame zanaky izay nomen'Andriamanitry ana." \v 14 Noho izany, satria nofo aman-drà ireo zanak'Andriamanitry, da nizara Raha akô izany niaraky tamindreo avakoa Jesosy, mba ho amign'alalan'e fahafatesagny gne hagnafoagnany gne raiky izay managny gne herin'e fahafatesagny, da gne devoly izany.\v 15 Izany da mba hagnafahagny ireo rehetra izay nohon'e tahotry gne fahafatesagny da niaigny gne fiaignan'izy agnaby indreo tao amin'e fagnandevozagny.