auto save

This commit is contained in:
MAD124 2020-03-06 08:34:37 -05:00 committed by root
parent b4a0416f53
commit 056a933189
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 \v 14 Amin'e lafiny raiky, gne mpisorogny rehetra da mijoro isan'andro manompo an'Andriamanitry. Izy da manolotry sorogny mitovy fezay, ndre izany aza indreo da tsy afaky mangala e ota mihintsy. Amin'e lafiny raiky hafa, Kristy da nanolotry sorogny raiky ho an'e ota mandrakizay, nidoboky teo an-tagnan'ankavanan'Andriamanitry Izy. Izy da mandigny mandra-pagnamboaragny gne fahavalony ho fitoeran-tomboky ho an'e tombony. Fa tamin'e fagnatitry raiky izy da nahalavorary mandrakizay indreo izay nohamasignigny.
\v 11 Amin'e lafiny raiky, gne mpisorogny rehetra da mijoro isan'andro manompo an'Andriamanitry. Izy da manolotry sorogny mitovy fezay, ndre izany aza indreo da tsy afaky mangala e ota mihintsy. \v 12 Amin'e lafiny raiky hafa, Kristy da nanolotry sorogny raiky ho an'e ota mandrakizay, nidoboky teo an-tagnan'ankavanan'Andriamanitry Izy. \v 13 Izy da mandigny mandra-pagnamboaragny gne fahavalony ho fitoeran-tomboky ho an'e tombony.\v 14 Fa tamin'e fagnatitry raiky izy da nahalavorary mandrakizay indreo izay nohamasignigny.