\v 13 E sisa tame Jiosy koa moa da niaraky tam'izany fiatsarambelatsihy izany. Ndre i Barnabasy aza da voavily lalagny niaraky tamindreo tame fiatsaram-belatsihindreo. \v 14 Fa refa hitako fa tsy magnaraky fahamarinan'e filazantsara e fitondran-tegnandreo, da nizaka tamin'i Kefasy ankatrefandreo iao hoe: "Raha Jiosy anao ka miaigny ako e Jentilisa fa tsy ako e Jiosy, akoignaia e ahafahanao handetry e jentilisa hiaigny ako e Jiosy?"