plt-x-antaifasy_eph_text_reg/02/19.txt

1 line
484 B
Plaintext

\v 19 Noho izany, tsy vahiny sady tsy mpivahiny sanaky anareo jentilisa izao. Fa vao maiky mpiray firenena miaraky ame olo-masin'Andriamanitry. \v 20 Efa naorigny tame fototry fananganagny gne apostoly izy ame mpaminany anareo, sady Kristy Jesosy mintsy gne vato fehizoro. \v 21 Ao amin'Azy e hikambanan'e fananganagny agnaby sady hitomboany akò e fiangonagny ao amin'i Tompo. \v 22 Ao amin'Azy avao gne hananganagny anareo miaraky ho fipetrahagny ho an'Andriamanitry ao ame Fagnahy.