plt-x-antaifasy_eph_text_reg/05/28.txt

1 line
316 B
Plaintext

Ako izany avakoa gne lela da tokony ho tia gne vadindreo aby mitovy ame vatandreo. Izy izay gne vadiny da tia gne vatany avakoa. Tsy mbola nisy nalaigny gne vatany, fa mamahagny sy mikarakara izany tsara izy, mitovy amin'i Kristy mamahagny gne fiangonagny sy mikarakara an'azy avakoa, satria itsika da ratsam-batany.