plt-x-antaifasy_eph_text_reg/05/05.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 5 Fa afaky mahazo antoky gne amin'izany anareo, fa tsy hisy mpijangajanga, maloto, na gne mpierigny _ izany hoe, mpanompo sampy _ managny lova ao ame fanjakan'i Kristy Izy amin'Andriamanitry. \v 6 Ao tsy hisy hamitaky anareo ame zaka avao, satria noho io raha io da avy ame zanak'e tsy fagnekegny gne havigniran'Andriamanitry. \v 7 Noho izany, ka mikambagny amindreo.