plt-x-antaifasy_eph_text_reg/03/14.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 14 Noho izany da mandohaliky eo agnatrehan'e Ray iao, \v 15 izay nagnome agnara gne fianakaviagny aby agny an-dagnitry izy ame eto an-tany. \v 16 Mivavaky iao mba hagnomezany anareo, arak'e haren'e voninahitriny, mba hatanjaky amin-kery ame alalan'e Fagnahy Masigny, izay ao aminareo.