plt-x-antaifasy_eph_text_reg/03/12.txt

1 line
216 B
Plaintext

\v 12 Fa ao amin'i Kristy gne hanagnantsika fahasahiagny sady lalagny am-pahatokiagny nohon'e finoantsika an'Azy.\v 13 Noho izany miangavy anareo iao mba tsy ho kivy nohon'e fijaliako ho anareo, izay voninahitrareo.