plt-x-antaifasy_eph_text_reg/03/10.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 10 Nampahafantarigny tame fiangonagny izany fandaharagny izany mba hahalasa gne mpanapaky izy ame manam-pahefagny agny an-dagnitry hahalala gne toetry maron'e fahendren'Andriamanitry. \v 11 Nitranga arak'e fandaharagny mandrakizay izay tanterakiny tao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika izany.