plt-x-antaifasy_eph_text_reg/03/03.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 3 Manoratry arak'e fagnambaragny nampahafantarigny anà iao. Izany gne marina miafigny mikasiky gne nosoratako fohifohy taminareo. \v 4 Refa mamaky izany anareo, da ho afaky hahazo gne fomba fahazahoako izany marina miafigny izany momban'i Kristy izany. \v 5 Tame taranaky hafa da tsy nanigny fantatr'e zanak'olombelo izany marina izany. Fa amin'izao fotoagny izao da nambara tame alalan'e Fagnahy tame Apostolo izy ame mpaminany izay voatokagny ho amin'ity asa ity.