auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-03-04 05:03:35 -05:00 committed by root
parent ac07e06a5b
commit d2894b317d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 \v 21 \v 22 Noho izany, tsy vahiny sady tsy mpivahinys sanaky anareo jentilisa izao. Fa vao maiky mpiray firenena miaraky amin'e olo-masin'Andriamanitry. Efa naorigny teo fototry fananganagny gne apostoly izy ame mpaminanay anareo, sady Kristy Jesosy mintsy gne vato fehizoro. Ao amin'Azy e hikambanan'e fananganagny agnaby sady hitomboany ako e fiangonagny ao amin'i Tompo. Ao amin'Azy avao gne hananganagny anareo miaraky ho fipetrahagny ho an'Andriamanitry ao ame Fagnahy.
\v 19 Noho izany, tsy vahiny sady tsy mpivahiny sanaky anareo jentilisa izao. Fa vao maiky mpiray firenena miaraky ame olo-masin'Andriamanitry. \v 20 Efa naorigny tfototry fananganagny gne apostoly izy ame mpaminanay anareo, sady Kristy Jesosy mintsy gne vato fehizoro. \v 21 Ao amin'Azy e hikambanan'e fananganagny agnaby sady hitomboany ako e fiangonagny ao amin'i Tompo. \v 22 Ao amin'Azy avao gne hananganagny anareo miaraky ho fipetrahagny ho an'Andriamanitry ao ame Fagnahy.