Fri Jan 24 2020 12:35:34 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 12:35:35 -05:00
commit b518b1e251
11 changed files with 27 additions and 2 deletions

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ry Tompo , omeo gn'andevo izay marigny sy rariny. Fantatrareo fa anareo avakoa managny Tompo raiky agny an-dagnitry.

1
04/02.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 2 Mahareta mandrakariva ame fivavahagny. Miambena amin'izany ame fagnomezagny fisaoragny.\v 3 Miaraha mivavaky ho anay avakoa, mba hanokafan'ndriamanitry varangaragny ho an'e zaka, mba hizakagny gne fahamarinagny miafignin'i Kristy. Nohon'e amin'izany da voafehy iao. \v 4 Mivavaha mba ahafahako magnazava an'izany, raha tokony hizaka iao.

1
04/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Mandehana amin'e fahendregny amindreo agny ambadiky agny, da araraoty gne fotoagny. Aoky gne zakanareo hiaraky amin'e fahasoavagny fezay.\v 6 Aoky indreo ho vonton-tsira, mba hahafahanareo mahalala gne fomba tokony hamalianareo gn'olo tsiraidraiky.

1
04/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Raha gne raha makasiky anà, da i Tykyko gne hampahalala an'io aminareo. Izy da rahalà malala, mpanompo mahatoky, sady mpiara-manompo ao amin'ny Tompo.\v 8 Nalefako agny aminareo izy noho izao, mba ahafahanareo mahalala gne raha makasiky anay, sady mba ahafahany mampahery gne fonareo. [Fagnamarihagny egny ambanin'e pejy :gne dikan-teny sasany taloha mivaky hoe: " nalefako aminareo agny izy noho izao mba ahafahany mahalala gne raha makasiky anareo, sady mba ahafahany mampahery gne fonareo". ]\v 9 Nalefako izy miaraky tamin'i Onesimosy, gne rahalà mahatoky sady mahalala , izay raiky aminareo. Indreo gne hizaka aminareo gne raha agn'aby izay efa nitranga taty.

1
04/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Aristarko, e miara-migadra aminà, da miarahaba anareo, akô izany koa i Marka, havan'i Barnabasy (izay nazahoanareo beko; raha mandeha aminareo izy, da raiso),\v 11 da i Jesosy avakoa izay angiagny hoe Josto. Indreo avy amin'e voafora avao gne mpiara-miasa aminà ho an'e fanjakan'Andriamanitry. Fampionognagny ho anà indreo.

1
04/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Epafra da miarahaba anareo. Raiky aminareo izy sady mpanompon'i Kristy Jesosy. Mitologny am-bavaky ho anareo fezay izy, mba ahatanteraky anareo da ahazo tanteraky ao amin'e sitrapon'Andriamanitry agnaby.\v 13 Fa mijoro vavolombelogny ho an'azy iao, fa miasa mafy ho anareo izy, sy ho andreo agny Laodika, sady ho andreo izay agny Hierapolia.\v 14 Lioka izay mpitsabo malala sy Demasy da miarahaba anareo .

1
04/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Arahabay indreo rahalà agny Laodika, sy Nymfa, da gne fiangonagny izay ao andragnony. \v 16 Refa voavaky eo agnivonareo ity taratasy ity da ataovy vakiagny ao amin'e fiangonan'i Laodikiana avakoa, sady ataovy voavakinareo avakoa gne taratasy avy agny Laodika.\v 17 Zakay i Arikipo hoe: " Tandremo gne asa fanompoagny izay noraisanao tao amin'ny Tompo, fa tokony ho tanterahinareo izany ."

1
04/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ity fanaovam-beloma ity da ataon'e tagnako manokagny-Paoly. Tsarovy gne figadrako . Ho aminareo anie gne fahasoavagny.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Chapter 4

View File

@ -1,6 +1,7 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -13,6 +14,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> 92c85454e32cbf30b5e2dcdf9dca849552ed0299
=======
>>>>>>> 8e7d861dbfb496ae726f19e8fb184c56c0f52d6e
=======
>>>>>>> 96fb73507058e841b37dc9506d9c1dfe27abd03b
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -42,8 +45,11 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 8dca31f26bc0290346d2e1bf0aef052de4f2c316
=======
>>>>>>> 92c85454e32cbf30b5e2dcdf9dca849552ed0299
=======
>>>>>>> 8e7d861dbfb496ae726f19e8fb184c56c0f52d6e
=======
>>>>>>> 96fb73507058e841b37dc9506d9c1dfe27abd03b

View File

@ -35,7 +35,8 @@
"translators": [
"MAD122",
"MAD123",
"MAD126"
"MAD126",
"MAD124"
],
"finished_chunks": [
"03-title",
@ -68,6 +69,15 @@
"02-18",
"02-20",
"02-16",
"02-13"
"02-13",
"04-title",
"04-12",
"04-01",
"04-02",
"04-05",
"04-07",
"04-10",
"04-15",
"04-18"
]
}