plt-x-antaifasy_act_text_reg/11/04.txt

1 line
493 B
Plaintext

\v 4 Fa Petera nanomboky nagnazava gne raha nibôky tamindreo tamign'atsipiriany; hoy Izy hoe: \v 5 "Nivavaky tagny ame tanàgnin'e Jopa iao, sady nahita fahitagny gn'amin'e fisian-draha raiky izay nidigny, akô gne lamba zakabe nalatsaky avy agny an-dagnitry tamin'ireo zorony efatry iao. Nidigny taminà izany. \v 6 Nibanjigny an'izany iao sady nandinindiky momba izany. Nahita ireo biby managny tongotry efatry e tany, gne biby da, gne biby mandady, sady ireo vorogny egny ame lagnitry iao.