plt-x-antaifasy_act_text_reg/12/24.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 24 Fa gne tenin'Andriamanitry nitombo sy nihamaro. \v 25 Da refa vitan'i Barnabasy sy Saoly gn'iraky nampamboarigny andreo, da nipody avy tagny [Gne sasany amin'ireo dika soratry tranaigny nizaka indreo, ninday an'i Jaona niaraky tamindreo, izay nantsoigny avakoa hoe Marka.