plt-x-antaifasy_act_text_reg/22/22.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 22 Niteno anazy indreo mandram-pizakany an'izany. Da nagneky mafy indreo sady nizaka hoe: "Vonoy hiala ame tany gne lelà akô io, satria tsy mendriky gne ho velogny izy." 23Râ naresaky indreo, nagnatoraky gn'ankajony, sady nagnatoraky vovoky tame rivotry, \v 24 gne lehiben'e Kapiteny da nandidy an'i Paoly mba indesigny agny ame lapa. Izy nandidy fa tokony hadinigny miaraky ame kapoaky izy, da izy avao d'efa hahalala hoe nagnino indreo gne nikohikohiky anazy akô izany.