plt-x-antaifasy_act_text_reg/22/09.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 9 Indreo izay niaraky taminà da nahita gne hazavagny, fa indreo tsy nahafantatry gne izay nozakainy taminà. \v 10Hoy iao hoe: 'Ino e tokony aniko, Tompoko?' Gne Tompo nizaka taminà hoe: 'Mitsangàna sady midira agny Damaskosy; agny gne hagnambaragny anao gne raha agnaby izay tokony ho aninao.' \v 11 Tsy nahita nohon'e famirapiratan'izany fahazvagny izany iao, sady notantanan'ireo izay niaraky taminà, da avy tagny Damaskosy iao.