plt-x-antaifasy_act_text_reg/22/06.txt

1 line
412 B
Plaintext

\v 6 Da izao gne nibôky refa nandeha sady nagnakaiky an'i Damaskosy iao, sady tamin'e mitataovovonagny teo da nisy hazavagny zakabe avy agny an-dagnitry nanomboky nazava nagnodidigny anà. \v 7 Lavo tame tany iao sady nahare feo nizaka taminà hoe: 'Saoly, Saoly, nagnino anao gne magnejiky Anà?' \v 8 Namaly iao hoe: 'Ia me anao, Tompoko?' Nizaka taminà Izy hoe: 'Iao gne Jesosin'e Nazareta, izay enjehinao.'