plt-x-antaifasy_act_text_reg/19/38.txt

1 line
562 B
Plaintext

\v 38 Noho izany, raha nanagny fitoriagny manohitry gne tsirairaiky i Demetrio izy ame mpagnano asa tagnà izay miaraky amin'izany, da misokatry gne fitsaragny da misy solotegna ao. Apetray indreo hifampitory. \v 39 Fa raha mitady raha momba gn'olo hafa anareo, da tokony ho hatsangagny amin'e fivoriagny ara-dalàgny zany. \v 40 Fa indrindra atsika da tandindomin-doza ho voapanga mikasiky an'io andron'e tabataba io. Tsy misy antony zany fikorontanagny zany, da tsy ho afaky hagnazava an'izany atsika. \v 41 Refa nizaka an'izany izy, da noravaigny efivoriagny.