plt-x-antaifasy_act_text_reg/19/30.txt

1 line
486 B
Plaintext

\v 30 Tehiditry tao amin'ireo vahoaky maro i Paoly, fa nosakanan'ireo mpianatry izy. \v 31 Sady avakoa, gne sasany tamindreo manam-pahefagny tao amin'e faritr'i Asia izay namany da nandefa hafatry nangataky an'azy mafy tsy hiditry ao amin'e tragno fagnamboaragny fampisehoagny an-tsehatry. \v 32 Olo sasan-tsasagny gne nizaka raha raiky , da gn'ane sasany hafa, satria tagnaty fifanjevoagny gne vahoaky. Gne ankamaroan-dreo azaky tsy nahafantatry mitsy hoe nagnino indreo gne niarak'avy