1 line
369 B
Plaintext
1 line
369 B
Plaintext
\v 28 Refa naregny an'izany indreo, da feno havigniragny indreo da nizaka mafy, nagnano hoe: "Zakabe i Diana an'i Efesosy. \v 29 Feno fifanjevoagny tao amin'e tanàgny raiky manontolo, da niar-nifagnaretsaka ho ao amin'e tragno fagnamboara fampisehoagny an-tsehatry gne vahoaky. Voasambotrn-dreo gne mpiara-dia tamin'i Paoly, Gario sy Aristarko, zay avy agny Makedonia. |